Salamo 148:14 MG1865

14 Ary manandratra tandroka ho an'ny olony Izy, Dia fiderana ho an'ny olony masina rehetra, Eny, ho an'ny Zanak'Isiraely, firenena akaiky Azy. Haleloia.

Vakio ny toko manontolo Salamo 148

Jereo Salamo 148:14 amin'ny teny manodidina.