2 Jehovah no harambatoko sy batery fiarovana ho ahy ary Mpamonjy ahy; Andriamanitro, vatolampy ialofako, sy ampingako ary tandroka famonjena ahy sy fiarovana avo ho ahy.
Vakio ny toko manontolo Salamo 18
Jereo Salamo 18:2 amin'ny teny manodidina.