Salamo 18:35 MG1865

35 Omenao ahy ny ampingan'ny famonjenao; ny tananao ankavanana no manohana ahy, ary ny fahamoram-panahinao no mahalehibe ahy.

Vakio ny toko manontolo Salamo 18

Jereo Salamo 18:35 amin'ny teny manodidina.