Salamo 18:39 MG1865

39 Hianao mampisikina ahy hery hiady; aripakao ho ambaniko izay mitsangana hamely ahy.

Vakio ny toko manontolo Salamo 18

Jereo Salamo 18:39 amin'ny teny manodidina.