6 Fony azom-pahoriana aho, dia niantso an'i Jehovah, eny, Andriamanitro no nitarainako; nihaino ny feoko tao an-tempoliny Izy, ary ny fitarainako teo anatrehany dia efa tonga teo an-tsofiny.
Vakio ny toko manontolo Salamo 18
Jereo Salamo 18:6 amin'ny teny manodidina.