Salamo 19:9 MG1865

9 Madio ny fahatahorana an'i Jehovah, maharitra mandrakizay; marina ny fitsipik'i Jehovah, eny, mahitsy avokoa.

Vakio ny toko manontolo Salamo 19

Jereo Salamo 19:9 amin'ny teny manodidina.