Salamo 22:1 MG1865

1 Ho an'ny mpiventy hira. Alaieleth-hasahara. Salamo nataon'i Davida. Andriamanitra ô, Andriamanitro ô, nahoana no dia mahafoy ahy Hianao? Lavitra ny famonjena ahy ny tenin'ny fitarainako.

Vakio ny toko manontolo Salamo 22

Jereo Salamo 22:1 amin'ny teny manodidina.