Salamo 22:20 MG1865

20 Vonjeo amin'ny sabatra ny fanahiko, dia ny hany malalako amin'ny herin'ny amboa.

Vakio ny toko manontolo Salamo 22

Jereo Salamo 22:20 amin'ny teny manodidina.