Salamo 22:29 MG1865

29 Hihinana sy hiankohoka ny mpanefoefo rehetra ambonin'ny tany, eo anatrehany no hiondrehan'izay rehetra efa hidina any amin'ny vovoka ka tsy mahavelona ny ainy.

Vakio ny toko manontolo Salamo 22

Jereo Salamo 22:29 amin'ny teny manodidina.