Salamo 23:4 MG1865

4 Eny, na dia mandeha mamaky ny lohasaha aloky ny fahafatesana aza aho, dia tsy hatahotra ny loza aho, fa Hianao no amiko; ny tsorakazonao sy ny tehinao, ireo no mahafa-tahotra ahy.

Vakio ny toko manontolo Salamo 23

Jereo Salamo 23:4 amin'ny teny manodidina.