Salamo 24:1 MG1865

1 Salamo nataon'i Davida. An'i Jehovah ny tany sy izay rehetra eo aminy. Izao rehetra izao sy ny mponina eo aminy.

Vakio ny toko manontolo Salamo 24

Jereo Salamo 24:1 amin'ny teny manodidina.