7 Aza ny fahotan'ny fahatanorako, na ny ratsy nataoko, no tsarovanao; fa aoka ho araka ny famindram-ponao no hahatsiarovanao ahy, noho ny fahasoavanao Jehovah ô,
Vakio ny toko manontolo Salamo 25
Jereo Salamo 25:7 amin'ny teny manodidina.