1 Nataon'i Davida. Tsarao aho, Jehovah ô, fa mandeha amin'ny fahamarinako aho; ary Jehovah no itokiako, ka tsy miahanahana aho.
Vakio ny toko manontolo Salamo 26
Jereo Salamo 26:1 amin'ny teny manodidina.