1 Nataon'i Davida Jehovah no fahazavako sy famonjena ahy; iza no hatahorako? Jehovah no fiarovana mafy ho an'ny aiko; iza no hangovitako?
Vakio ny toko manontolo Salamo 27
Jereo Salamo 27:1 amin'ny teny manodidina.