Salamo 28:4 MG1865

4 Manomeza azy araka ny asany sy ny faharatsian'ny ataony; eny, manomeza azy araka ny vitan'ny tànany, valio izy araka izay iendrehany.

Vakio ny toko manontolo Salamo 28

Jereo Salamo 28:4 amin'ny teny manodidina.