Salamo 29:1 MG1865

1 Salamo nataon'i Davida. Manomeza an'i Jehovah, ry zanak'Andriamanitra, eny, manomeza voninahitra sy hery ho an'i Jehovah.

Vakio ny toko manontolo Salamo 29

Jereo Salamo 29:1 amin'ny teny manodidina.