Salamo 29:5 MG1865

5 Ny feon'i Jehovah manorotoro ny hazo sedera; eny, Jehovah manorotoro ny hazo sedera any Libanona.

Vakio ny toko manontolo Salamo 29

Jereo Salamo 29:5 amin'ny teny manodidina.