1 Ho an'ny mpiventy hira. Salamo nataon'i Davida. Jehovah ô, Hianao no ialofako; aoka tsy ho menatra akory mandrakizay aho; vonjeo amin'ny fahamarinanao aho.
Vakio ny toko manontolo Salamo 31
Jereo Salamo 31:1 amin'ny teny manodidina.