Salamo 31:18 MG1865

18 Aoka hangina ny molotra mandainga, izay miteny sahisahy hanohitra ny marina, amin'ny avonavona sy ny fanamavoana.

Vakio ny toko manontolo Salamo 31

Jereo Salamo 31:18 amin'ny teny manodidina.