22 Fa hoy izaho tamin'ny fahatairako; voafongotra tsy ho eo imasonao aho; kanjo nihaino ny feon'ny fifonako ihany Hianao, raha nitaraina taminao aho.
Vakio ny toko manontolo Salamo 31
Jereo Salamo 31:22 amin'ny teny manodidina.