1 Nataon'i Davida tamin'izy nody adala teo anatrehan'i Abimeleka, dia noroahiny ka lasa nandeha. Hisaotra an'i Jehovah lalandava aho; ho eo am-bavako mandrakariva ny fiderana Azy.
Vakio ny toko manontolo Salamo 34
Jereo Salamo 34:1 amin'ny teny manodidina.