Salamo 34:22 MG1865

22 Fa Jehovah manavotra ny fanahin'ny mpanompony, ka tsy mba hisy hohelohina izay rehetra mialoka aminy.

Vakio ny toko manontolo Salamo 34

Jereo Salamo 34:22 amin'ny teny manodidina.