Salamo 35:10 MG1865

10 Ny taolako rehetra hanao hoe: Jehovah ô, iza no tahaka Anao, Izay manafaka ny ory amin'izay tsy tohany, eny, ny ory sy ny malahelo amin'izay mamabo azy?

Vakio ny toko manontolo Salamo 35

Jereo Salamo 35:10 amin'ny teny manodidina.