Salamo 35:17 MG1865

17 Ry Tompo ô, mandra-pahoviana no hijerenao ? Avereno ny fanahiko ho afaka amin'ny fandringanany, ny hany malalako ho afaka amin'ny liona tanora.

Vakio ny toko manontolo Salamo 35

Jereo Salamo 35:17 amin'ny teny manodidina.