Salamo 35:27 MG1865

27 Aoka hihoby sy hifaly izay mankasitraka ny fahamarinako; ary aoka izy hanao mandrakariva hoe: hankalazaina anie Jehovah, Izay mankasitraka ny fiadanan'ny mpanompony.

Vakio ny toko manontolo Salamo 35

Jereo Salamo 35:27 amin'ny teny manodidina.