Salamo 35:8 MG1865

8 Aoka ny fandringanana ho tonga tampoka aminy; ary aoka hahazo azy ny fandrika harato nafeniny, ka ho latsaka ao amin'izany fandringanana izany indrindra izy.

Vakio ny toko manontolo Salamo 35

Jereo Salamo 35:8 amin'ny teny manodidina.