1 Ho an'ny mpiventy hira. Nataon'i Davida, mpanompon'i Jehovah. Ny ota milaza ato am-poko ny amin'ny ratsy fanahy hoe: tsy misy fahatahorana an'Andriamanitra ao aminy.
Vakio ny toko manontolo Salamo 36
Jereo Salamo 36:1 amin'ny teny manodidina.