Salamo 37:7 MG1865

7 Miantombena tsara miandry an'i Jehovah ianao ka manantenà Azy; Aza tezitra amin'izay ambinina amin'ny lalany dia amin'izay olona manao sain-dratsy.

Vakio ny toko manontolo Salamo 37

Jereo Salamo 37:7 amin'ny teny manodidina.