Salamo 38:1 MG1865

1 Salamo nataon'i Davida. Ho fampahatsiarovana. Jehovah ô, aza ny fahatezeranao no ananaranao ahy; ary aza ny fahaviniranao no amaizanao ahy.

Vakio ny toko manontolo Salamo 38

Jereo Salamo 38:1 amin'ny teny manodidina.