Salamo 39:6 MG1865

6 Aloka tokoa no fandehandehan'ny olona; zava-poana tokoa no itabatabàny; mihary harena izy nefa tsy fantany izay ho tompon'izany.

Vakio ny toko manontolo Salamo 39

Jereo Salamo 39:6 amin'ny teny manodidina.