Salamo 4:1 MG1865

1 Ho an'ny mpiventy hira. Hampiarahina amin'ny valiha. Salamo nataon'i Davida. Raha miantso aho, mamalia ahy, ry Andriamanitry ny fahamarinako ô; Raha tao an-katerena aho, dia nohalalahinao toerana; Mamindrà fo amiko, ka henoy ny fivavako.

Vakio ny toko manontolo Salamo 4

Jereo Salamo 4:1 amin'ny teny manodidina.