Salamo 40:5 MG1865

5 Nohamaroinao ny fahagaganao sy ny hevitrao izay nataonao ho anay, Jehovah Andriamanitra ô. Tsy misy azo ampitahaina aminao Raha tiako hambara sy holazaina ireny, dia, indro, maro loatra izy ka tsy tambo isaina.

Vakio ny toko manontolo Salamo 40

Jereo Salamo 40:5 amin'ny teny manodidina.