Salamo 40:9 MG1865

9 Efa nilaza teny mahafaly ny amin'ny fahamarinana teo amin'ny fiangonana lehibe aho; indro ny molotro tsy mba nakomboko; Jehovah ô, Hianao no mahalala.

Vakio ny toko manontolo Salamo 40

Jereo Salamo 40:9 amin'ny teny manodidina.