Salamo 42:7 MG1865

7 Ny lalina miantso ny lalina noho ny firohondrohon'ny riananao; ny onjanao rehetra sy ny alon-dranonao efa nanafotra ahy.

Vakio ny toko manontolo Salamo 42

Jereo Salamo 42:7 amin'ny teny manodidina.