Salamo 42:9 MG1865

9 Hoy izaho amin'Andriamanitra Vatolampiko: nahoana no nanadino ahy Hianao? nahoana no mandeha mijoretra aho noho ny fampahorian'ny fahavaloko?

Vakio ny toko manontolo Salamo 42

Jereo Salamo 42:9 amin'ny teny manodidina.