Salamo 45:1 MG1865

1 Ho an'ny mpiventy hira. Al-shoshanim. Nataon'ny Koraita. Maskila. Tonon-kiram-pitiavana. Mampiboiboika teny tsara ny foko; miteny aho, ka ny hilaza ny mpanjaka no teny ataoko; fanoratan'ny faingan-tsoratra ny lelako.

Vakio ny toko manontolo Salamo 45

Jereo Salamo 45:1 amin'ny teny manodidina.