Salamo 45:3 MG1865

3 Fehezo eo am-balahanao ny sabatrao, ry ilay mahery, dia ny fiandriananao sy ny voninahitrao.

Vakio ny toko manontolo Salamo 45

Jereo Salamo 45:3 amin'ny teny manodidina.