Salamo 46:3 MG1865

3 Na mirohondrohona sy misamboaravoara aza ny onjany, ka mihorohoro ny tendrombohitra noho ny fisafoakany.

Vakio ny toko manontolo Salamo 46

Jereo Salamo 46:3 amin'ny teny manodidina.