Salamo 48:11 MG1865

11 Aoka hifaly ny tendrombohitra Ziona, aoka ho ravoravo ny zanaka-vavin'Joda, noho ny fitsaranao.

Vakio ny toko manontolo Salamo 48

Jereo Salamo 48:11 amin'ny teny manodidina.