Salamo 48:2 MG1865

2 Avo mahafinaritra, fifalian'ny tany rehetra, ny tendrombohitra Ziona, eo amin'ny ilany avaratra, tanànan'ny Mpanjaka lehibe.

Vakio ny toko manontolo Salamo 48

Jereo Salamo 48:2 amin'ny teny manodidina.