Salamo 49:1 MG1865

1 Ho an'ny mpiventy hira. Nataon'ny Koraita. Salamo. Mandrenesa izao, ry firenena rehetra; mihainoa, ry mponina rehetra amin'izao tontolo izao:

Vakio ny toko manontolo Salamo 49

Jereo Salamo 49:1 amin'ny teny manodidina.