Salamo 49:12 MG1865

12 Nefa na dia manana voninahitra aza ny olona, dia tsy maharitra izy; tahaka ny biby izay samy tsy maintsy ho faty izy.

Vakio ny toko manontolo Salamo 49

Jereo Salamo 49:12 amin'ny teny manodidina.