Salamo 49:14 MG1865

14 Tahaka ny fanangona ondry no fanangona azy any amin'ny fiainan-tsi-hita; ny fahafatesana no mpiandry azy; ary hanapaka azy ny mahitsy nony maraina; ary ny bikany ho levona any amin'ny fiainan-tsi-hita, ka tsy hisy fonenany.

Vakio ny toko manontolo Salamo 49

Jereo Salamo 49:14 amin'ny teny manodidina.