7 Fa izaho kosa noho ny haben'ny famindram-ponao dia hiditra ao an-tranonao; hiankohoka manatrika ny lapanao masina amin'ny fahatahorana anao aho.
Vakio ny toko manontolo Salamo 5
Jereo Salamo 5:7 amin'ny teny manodidina.