1 Salamo nataon i Asafa. Andriamanitra Andriananahary, dia Jehovah, no miteny ka miantso ny tany hatramin'ny fiposahan'ny masoandro ka hatramin'ny filentehany.
Vakio ny toko manontolo Salamo 50
Jereo Salamo 50:1 amin'ny teny manodidina.