Salamo 50:11 MG1865

11 Fantatro ny vorona rehetra eny an-tendrombohitra; ary eto amiko ny zava-mihetsiketsika eny an-tsaha.

Vakio ny toko manontolo Salamo 50

Jereo Salamo 50:11 amin'ny teny manodidina.