Salamo 51:10 MG1865

10 Amorony fo madio aho, Andriamanitra ô; ary havaozy hiorina marina ny fanahiko ato anatiko.

Vakio ny toko manontolo Salamo 51

Jereo Salamo 51:10 amin'ny teny manodidina.