Salamo 51:17 MG1865

17 Ny fanatitra ho an'Andriamanitra dia fanahy torotoro; ny fo torotoro sy mangorakoraka, Andriamanitra ô, tsy mba ataonao tsinontsinona.

Vakio ny toko manontolo Salamo 51

Jereo Salamo 51:17 amin'ny teny manodidina.