1 Ho an'ny mpiventy hira. Al-mahalath. Maskila nataon'i Davida. Ny adala manao anakampo hoe: tsy misy Andriamanitra. Manao izay ratsy sy vetaveta izy, tsy misy manao ny tsara.
Vakio ny toko manontolo Salamo 53
Jereo Salamo 53:1 amin'ny teny manodidina.