Salamo 56:13 MG1865

13 Fa efa nanafaka ny fanahiko tamin'ny fahafatesana Hianao; eny, nanafaka ny tongotro Hianao mba tsy ho solafaka. Handehanako eo anatrehan'Andriamanitra amin'ny fahazavan'ny velona.

Vakio ny toko manontolo Salamo 56

Jereo Salamo 56:13 amin'ny teny manodidina.